NY TANINDRAZAKO (Felanamanitra)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Felanamanitra
Mpamaky : 925
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 27/07/2004 10:19:24
ID : 2532

Imprimer Facebook Facebook
                         NY TANINDRAZAKO

Tsaroako hatrany ilay tanànako
Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany
Nambabo ahy avy hatrany
           Tsaroako hatrany ilay tanànako
           Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
           Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany
           Nahasintona ahy hatrany hatrany

Fiv: Velona ho anao ny fiainako
      Ry tanindrazana mamin’ny fo
      Hiasa ho anao aho tokoa tokoa
      Ianao no hany hasambarako
      Toerana hifaranako
      Velona dia maty ho anao aho, ho anao aho
      Velona dia maty ho anao aho

Tsaroako hatrany ilay tanànako
Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany
Nahasintona ahy hatrany hatrany

Fiv: Velona ho ... (bis)
Velona dia maty ho anao  aho (bis)

                                  Felanà

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo