Avelao (Felanamanitra)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Felanamanitra
Mpamaky : 844
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 20/02/2006 15:30:46
ID : 3474

Imprimer Facebook Facebook
1) Avelao aho, ho tia anao
F’izay no masaka ao an-tsaiko aho
Fitiavana tokoa, tena avy ao am-po
Omeko anao manontolo
Fitiavana tokoa, tena avy ao am-po
Omeko anao manontolo

2) Na dia misy aza, mitsikera anao
Ny Tompo Andriamanitra anilanao
Ankino avokoa, ‘zay vita teo aloha
Fa Izy no hanafaka anao
Izaho ihany moa, hivavaka tokoa
Mba ho voarain’ny Tompo ny antsonao

Fiv: Tsisy olona ety an-tany
Ka tsy ho solafaka na voafitaka
Fa mila mitodika
Hanaraka ny Ray Masina    (2x)


(Instrumental)

                        Fiv: Tsisy olona ety an-tany … (2x)

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo