Mpanara-dia Anao (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô!
Aza avela hifanavagnavana ny mpanara-dia Anao
Ampahatsiahivo ilay fitiavana
Zaraina tsisy ambiny, fitia ts’ilàna tambiny

Tsy hoe be tangolaza na hanao fisainan-jaza
No ahatongavan’eto izao fa ny hiresak’Aminao

Misy zava-misy marina Tena maha-tsy tafarina Ety an-tany ety aoriana ny fitia
Hisy loza sy atambo fa betsaka miambo ho mpanara-dia Anao
Nefa dia izao, indreo mitonatonana, mifankahala
Hatrany am-piangonana no miady ho
lohany, ny anatra nalohany

Nefa ny anatrao, ts’izany velively, ts’izany velively
Fa zay bitika sy kely aminay hoy ianao no asandratra
No asandratra tsy manody hatramin’ny fahavalo
Dia hoy koa Ianao ny finoana no hamafiso mamela izay mba diso
Nefa izahay mihoko sahy manangana antoko
Entinay hampifandrafy ahiahy no afafy
Hampiray anay izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Vangy : 897
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 11/04/2017 18:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6768