TSIMIRONA 2 (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I - Indreto izahay andiany Tsimirona
Hanao ny asanao Jesosy o!
Vonona hanoa sy hankato
N'inona n'inona manjo, Anao ny fo

II - Aza avelanao hirona
Amin'ny zava-dratsy ny fonay
Tohano re ry Ray hahavita izahay
Ny asanao efa napetraka taminay

III - Tonga ny andro handehananay
Hianao Jeso naniraka anay
Tantano izahay tsy hiverin-dalana
Ka Hianao no hitsena anay rahatrizay

Réf : Ho Anao mandrakizay doria
Dieny ety ka hatrary
Tsy hirona havia sy havanana
Fa hijoro, hifampitantana


PROMOTION TSIMIRONA 19 Oktobra 2014
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 806
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 12/10/2015 13:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752