Mpanavotra Voafidy, (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indreto Tompo izahay voafidinao
Hanao ny asa an-tanimbolinao
Tena kely, tsy mahay
Fa Ianao no efa tokinay.

2- Na ho mafy na ho mora ny asa atao
Voafidy ka tsy mba handa Anao
Ka na rivotra mifofofo
Ny fitiavanay Anao tsy mba hiofo

Réf : Manomboka anio, mandrakizay
Miaramilanao, Mpiandry izahay
Ho mpanompo mahasoa
« Promotion mpanavotra » Ambohidanerana 11 oktobra 2015 , hanohy ny asa soa

« Fa Jehovah efa nanavotra an’i Jakoba
sy efa nanafaka azy tamin’ny tanany mahery noho izy » Jeremia 31 : 11 Mamyh 22-09-15
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 850
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 12/10/2015 13:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0908