You are here: home > Tononkira > FEFA

Fiderana (FEFA)

I.Andriamanitrô misaotra anao zahay
Tsy navelanao ho very re...
Fa natolotrao ny zanakao hamonjy anay
Ka misaotra misaotra anao zahay

Fiv:Fifankatiavana sy fiadanana
No navelanao ho anay Tompo tononkira.serasera.orgô
Hafalina no manjaka aminay
Ka midera,midera anao zahay

II.Jesosy Tompo ô fisaorana no atotray
Nomenao anay Fanahy Masinao
Mba hananatra sy hanitsy anay
Ka misaotra,misaotra Anao zahay.

fiv:fifankatiavana sy..........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFA
Mpamaky : 213
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Rasamy1
Tamin'ny : 17/11/2016 14:14:44
ID : 8957

Sokajy