You are here: home > Tononkira > Faniry Raelison

Tiako é (Faniry Raelison)

Izao isika nakambana ho iray
Miombona ka anio ho mandrakizay
Na faly na ory na tsiky, tomany
Izany no fiainana ety an-tany

Satria ianao no efa nekeko
Ny foko izao dia efa nomeko

Tiako  e
Ny famindranao e
Tiako e
Ny tsikinao e
Tiako e
Ireo masonao mibanjina ahy
Tiako e
Ireo molotrao e
Tiako e
Ireo sandrinao e
Tiako e
Satria tsy mena mitahy

Raha tonga ilay ora handaozako anao
Ka hanganohano ireo masonao
Iriko averina farany indray
Ireo ditononkira.serasera.orgna sy voady natao fahizay

Satria ianao no efa nekeko
Ny foko izao dia efa nomeko

Tiako e
Ny famindranao e
Tiako e
Ny tsikinao e
Tiako e
Ireo masonao mibanjina ahy
Tiako e
Ireo molotrao e
Tiako e
Ireo sandrinao e
Tiako e
Satria tsy mena mitahy

Satria ianao no efa nekeko
Ny foko izao dia efa nomeko

Tiako e
Ny famindranao e
Tiako e
Ny tsikinao e
Tiako e
Ireo masonao mibanjina ahy
Tiako e
Ireo molotrao e
Tiako e
Ireo sandrinao e
Tiako e
Satria tsy mena mitahy ....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Faniry Raelison
Mpamaky : 311
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : kaenkaya
Tamin'ny : 03/01/2018 11:03:14
ID : 10251

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo