Vakoka (Erick Manana)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Erick Manana
Mpamaky : 1474
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 05/11/2001 09:11:56
ID : 253

Imprimer Facebook Facebook

E tsy mba lefy e
Tsy maty fa mbola miteny
Ambolibe, Soalala na Farafangana
Ka manana

Parson, Kotozafy, Bao Angely
Filamatra sady modely
Mankalaza ee!!
I Dafisaony, mose Refila, mama Sana
Ireo ka tsy tontan’ny ela
Mankalaza ee!!

Nandrotsy ny fahazazako ny vakoka ee
Mikoriana ao anatin’ny rako
Vakoka aa
la la la la .....

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo