Soweto (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soweto!!
Tanàna malaza
Mendrika azy ny hoby
Indreto izahay
Mankalaza!

Soweto!!
Tanàna mihira
Tsy ampianarina azy
Tsinjaka, feo mirindra

Toa rano vaky mandifitr’olona
Toa kiaka mafy mivelively ozona
Toa alahelo miampy hatairana
Mamelovelo feno fitarainana

Io Soweto! fa mihira e!
Io Soweto! fa mikiaka!
Io Soweto! fa mitsinjaka e!
Io soweto! tsy lany bitaka!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Erick Manana
Vangy : 3733
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 07/11/2001 09:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728