You are here: home > Tononkira > Epistolier

Soa lavo hahay hamindra (Epistolier)

soa lavo hahay hamindra ya
koziko amlah fa tsy maintsy ho tafa elah my man
fa androany ihany elah no mandringa ya
raha teo moa ny sun shine, zao ihany no tratra hariva ya
mozikanlah tsy malaza fomban-javatra io my nigga ya

aza manala fa ny mozikanlah bomba
ilay rapnlah mipirina ao am-bovo nefa atsy ho atsy io andeha ipoaka
f'aleo iodina ny kozy, ilàna fotoana aza manahy
fa mbola hoa avy ilay toi anao live tonga dia guichet close

androany aloha mbola anaty ala mbola tsy hafaka hisioka
dia bobaka koa ny staran... raha toa elah te hifidy fa F...
mbola tsy kobony manko ilay fonlah midoboka F...
ialy mikozy hoe hita mihitsy hoe bandy kely vao manomboka

istawak io satria lé rap anatinlah efa koboko hoe latsam-paka io
dia ho avy andona mafy ohatry ny kalaa io
tsy atao mahakiva raha iazay label tsy hanohana
ho anenenany io indray andro any azan tohana
AZA MIJANONA MIRAP

music

soa lavo hahay hamindra lesy
ekeko hoe ny ts1 mety hapitapy fa boto ny tena mitraka foana ka mangina lesy
tsisy hoe tratran'izay enjana
fa sipa tsisy hazon-damosina aleo hiala fa vendrana mazendana

zandry ah aleo izy ho any raha iataka
ts1 mbola matimatina daTsiky dia ampyba manataka ça veut dire sipa tsy afaka
yo! lamba efa ratsy iny aleo koa hiva tady
raha iray no lasa dia mitoatoa koba hatavy

mbola tanora elah lesy mitsangana raha toa elah resy
fa mbola be ny soa, sipa iray tsy hahafaty fandalovana ny aretim-po
nefa, mbola mitobaka ohatran'ny ananana ny ts1 afaka iafin
tantara lasa aleo hivalona fa atao inona dia F...

miseho milay @ filatsaka snob malefaka
ataovy an-tsaina ho iny ve dia ataoko ambony noho ny tenako
mbola be ny solony raha tsy tiany elah
tapahako ny akihikeliko raha tsy hazaka ts1 mbola tsara noho iny elah FA OAY LEE

soa lavo hahay hamindra nigga
efa nkoziko hoe be loatra ny ambom-poko
iza indray indray aloha tsy hafenoko an'iza n'iza
dia androany manjelatra dia reharehako hoe raha nikopak'elatra aho dia
tolona no tao fa tsy nisoleleka aho

bobaka ny mpamadika palitao
kozio ny ex-ko hoe mbola tsara lavitra noho izy ny sipako am'zao

nataony solo vay manta ny havendranana tsy mifidy tarehy

mivoatra foana dia napetako ary ny sunglasse-ko
resy aho omaly fa tsy hafaka resena nyahy ilay come back
fomba fisainana mahalatsaka
fa taiza elah tà zah lé nkozy hoe zah mpell stud fa andao mba iara andatsaka



Hevitra mandeha

mendrika2017 (15/03/2017 08:39:02)

mlay b io eh!!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Epistolier
Mpamaky : 284
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mendrika2017
Tamin'ny : 15/03/2017 09:17:45
ID : 9239

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo