Lasa ianao (El'thiago scarmada gasy)

Rehefa tsy eo anilanao aho dia matsiaro marary
Latsa_dranomaso indrindra mahita ireo sary
Lasa2 saina mahatsiaro ireo zava-bita
toa tsy nety nino we lasa tantara sisa
Tsy ho vitako ny miaina tsy misy anao
Tsy niasanao saina fa de lasa ianao nandao
Eo anilanao iany no ahitako fahasambarana
Nefa de indrisy fa nisampana ilay lalana

bridge:2*
Tsy hitazona alahelo a tsy hiantso tody
Fa ny fitiavana de sady aretina no fanafody
Mitsodrano anao za mahita ny soa sy. tsara
Dia hadinoy. za fa ny atsTsiky dia ampyika roa efa tsy anjara

ref:
Lasa enao,lasa nandao...... *8


Tena tsy nampoizika wa ny zavatra niseho
Enao zay nantenaiko kay tofoka sy leo
Atao aƓna moa fa zay ngamba no anjaratsika
'lay loharanompitiavana indrisy f'efa ritra
Yeah.. miangavy aho miverena raha sitrakao
Fa ny foko tena tia,tena mila anao
Eo anilanao no ahitako fahasambarana
Nefa indrisy fa nisampana

Bridge:2*
tsy hitazona alahelo aho tsy............


ref:
lasa enao , lasa nandao......*8

                     prod by scarmada
            El'thiago

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : El'thiago scarmada gasy
Mpamaky : 467
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : el'thiago
Tamin'ny : 20/08/2017 10:09:31
ID : 9872

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo