You are here: home > Tononkira > Elry Yr

Lasa izy (Elry Yr)

Efa ela ihany no nahitako anao
za tsy sahy nanambara f naleoko nangiana
Ny ato am poko tiako ho tsapanao
fa za tena tia ka aza omenao tsiny
Nefa indrisy!nisampana ny lalana eh!
Ianao nidify lasa tsy iverina intsony
ka alahelo sisa no mba nisarahana à
Ataoko ahoana fa tsy anjarako ny fony

  Bridge:kanefa tiako( tsapanao×2)
               fa ny foko ao( anatiko ao×2)
            Mbola tena (tia anao×2)
        kanefa dia nolavonao eh,eh

Réf:Veloma ianao ,Veloma ianao
    sisa no azoko atao
Veloma ianao,veloma ianao eh eh
fa ny foko ef tsy anjaranao
veltononkira.serasera.orgoma ianao ,Veloma enao eh
sisa no azoko atao
veloma ianao,veloma ianao eh eh
Any hery dia ny nanadino anao ,(satria lasa ianao)!

Za ve sa izy no tianao
ianao lo no tompo tsafidy e
ka lazao ,tantarao ,ambarao,
ef aiko f z ef tsizy eh!,
Efa nataoko daholo mantsy izay rehetra mba tinao
Nefa ianao indrisy tsy tana fa lasa nandao
Marary ny foko ouh,nefa tsizy azo atao
za mbola tena tia kanefa nararaotinao
ka mbola manantena lo fa hoavy indray androany
Ho ritra ny alahelo ka isinda nu tomany

Bridge:kanefa tiako tsapanao...


Réf :Veloma ianao,veloma ianao...  




             ELRY YR

Hevitra mandeha

Elry_YR_ (13/06/2018 17:31:57)

Mazto jiaby

Elry_YR_ (13/06/2018 17:31:32)

Tsy misy ambara

Elry_YR_ (13/06/2018 17:30:04)

Mankasitraka tompoko!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Elry Yr
Mpamaky : 266
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Elry_YR_
Tamin'ny : 13/06/2018 17:54:41
ID : 10672

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo