MBOLA HIHAONA INDRAY (ELIXIR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Niezaka aho ny hijery anao teny ho eny
Reraka ihany aho tsy ho tanty anefa izany
Ny orana nilatsaka ts'hita hanelo ahy ianao
Izaho irery mitomany
Tsy ho tanty anefa izany

Ny alahelo no manaraka ahy
Tsy tazako ianao
Sentosento sy ahiahy
Satria lasa ianao

REF: Tadidy ilay tantara anak'iray
Ankehitriny anefa isika tsy ho iray
Nisampana ny fo te hifandray
Kopa-tanana fa tsy ho mandrakizay
Fa mbola hihaona indray

2-Dia nisampana ny dia ny fontsika hifankafoy
Namangidy ary izany ho zakaiko ihany
Nifanesy koa ny taona ny lasa tsy ho adino
Ny fiainana mandroso foana
Ka mbola hihaona indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ELIXIR
Vangy : 1066
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : leftia
Daty : 21/03/2019 12:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716