Fitiavana (elie't)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza mo no afaka hiteny manana izao sy izao
Hahavita tena irery
Iza koa no afaka hilaza fa tsy misy pentina madio
madio fo toy ny zaza
Hareto kalo mbola tsy toko

Iza mo no afaka hiteny manana izao sy izao
Hahavita tena irery
Iza koa no afaka hilaza fa tsy misy pentina madio
madio fo toy ny zaza
Hareto kalo mbola tsy toko
Refrain)
Fa fitiavana fifanampiana fifampitsimbinana
Fanaovantso fifampizarana izay manjo
Ka raha ory ianao misy namana miandry anao hanolontanana
Ka na faly anao ambaikany fa sakaiza tsy mba mandao
*
Fialonana fosafosa sy ny sisa atsaharo ampy zay ianao mandrakizay
Fiatsarambelalatsihy
Hamono anao sanatria
ny fitiavantena soloy fahendrena
ny eto antany no mandalo tokoa
Refrain )
Fa fitiavana fifanampiana fifampitsimbinana
Fanaovantso fifampizarana izay majo
Ka raha ory ianao misy namana miandry anao hanolontanana
Ka na faly anao ambaikany fa sakaiza tsy mba mandao

Fa fitiavana fifanampiana fifampitsimbinana
Fanaovantso fifampizarana izay majo
Ka raha ory ianao misy namana miandry anao hanolontanana
Ka na faly anao ambaikany fa sakaiza tsy mba mandao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : elie't
Vangy : 1386
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : elie't
Daty : 01/07/2015 15:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0951