Ampy ahy (Edena Vaovao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo malala o! Maniry anao fatratra aho
Mangetaheta anao,ny fo sy saina fanahy
Mba faniriako tokoa,izany hoe
Ny foko sy ny fonao hitempo iray

2. Tompo malala o! Ampitoero amiko
Ilay fanahinao hitondra fiainam-baovao
Iriako koa re jeso raha sitrakao
Hampanjakao am-poko ao ny teninao
Ampy ahy jesosy o! Ny manana anao
Ampy ahy dia ampy ahy ny fitiavanao
Ka na tsy mendrika anao aza aho
Dia novidianao tamin'ny ranao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Edena Vaovao
Vangy : 1497
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : phy_ayna
Daty : 11/09/2018 17:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733