Loza (E.B.D)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasy very saina fa tsy mety vory saina?
Fiainan’isan’andro lavitrin’ny fifaliana
President nahongana de ny H.A.T nahongana
Tsy hitako ihany ze marina fa mampivadik’ondana
Avy eo de miantso vonjy de mba miantso ny SADC
Tsisy fiovana fa vao maika tô sadika
Mampiteniteny foana f’aza ohatran’ny alika
Remenabila tsy azo nefa ho tapitra ny ekipa
Zao ny Caporal efa ho lasa millionaire
Soloiny hatramin’ny Jeep sao tsy ahavit’anle afera
Tsy hitako ze vitany fa aty ndray no aripany
Tsy azonao sakanana f’enao ndray no aringany

Refrain:
Mafy ny fiainana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaa!!!!!
Sosotra ny namana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaa!!!!!
Tsisy tolo-tanana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaaaa!!!!!!!
Tsy hitako ze lalana!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaaa!!!!!!!!!!

Tsy ananako ny basy rah tsy izany ah mba nandroba
Nopoiriko ny trano de nodorako ny rova
De neroriko ny lalana nanaovako orinasa
Ny JIRAMA no ampiko f’efa hita tena ratsy
Eto ah zao mikôzy fa tô simba ny firenena
Ny nataon’ireo pitondra no tsy nampisy ny fahendrena
Mitombo ny fahalemena fa izy tô mifaly
Ny tarehy lasa mifintina fa hita tsy ampy kaly
Ny etsy mikosika, le teo lasa nandositra
Very ny pokna fa tsy afaka mikofoka
Mody resa mora eto no ataoko kaly atoandro
Lasa ifandrombahana ny fako feno apango

Refrain:
Mafy ny fiainana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaa!!!!!
Sosotra ny namana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaa!!!!!
Tsisy tolo-tanana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaaaa!!!!!!!
Tsy hitako ze lalana!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaaa!!!!!!!!!!

Raha tezitr’amin’izao ah tsy misangy fa mirisika
Ny mpianatra kôziko de mba hoentiko mingitrika
Tsy avelako hibôsy fa hoentiko mitolona
Erakin’ny coul ah manangona ny kiilll
Fa zay mila demokra tsy de mila champion
Satrinay ny mpiasa ikarama amin’ny Million
De zay zahay vô itsiky de hifidy ny filoha
Asaivo mody dada de atero Simao
Vô tsy zay no tena tsy aritro f’aza tonga de mifaly
Ataovy Praiminisitra ONITIANA REALy
Zay aho vao hitsiky rah misy mampihomehy
Soloy RAP le GTT sy TGV

Refrain:
Mafy ny fiainana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaa!!!!!
Sosotra ny namana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaa!!!!!
Tsisy tolo-tanana!!!!!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaaaa!!!!!!!
Tsy hitako ze lalana!!!!!!!!!!!! Lozaaaaaaaaa!!!!!!!!!!

Lyrics by Ean'j Big Dog
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : E.B.D
Vangy : 2334
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 03/12/2013 10:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.373