Lasa ianao (feat Als'man) (E.B.D)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ianao... (x7)

REFRAIN...

Lasa ianao ry malala
Adinonao ny fahiny
Lasa ianao ry malala
Namela hirifiry
Lasa ianao dia nandao
Namela ahy irery amin izao
Lasa ianao dia nandao
Namela ahy irery amin izao

ALS'MAN

'Lay fitiavantsika feno hafanana teo aloha toa lasa hatsiaka, mangatsiaka
Adinonao ve ireny? ireny vitantsika,
nanjary nofinofy ny ahy sisa
Ianao 'lay nantenaiko lasa tsy hita
Namela ratram-po, fa nisy ino ma beiby e?
Nisy inona tokoa? satria tsy zay mintsy no nifanaraha-ntsika Roa
Fa hiara dalana mandra-mpahatapitrin'ny aina sy ny fo

REFRAIN...

Lasa ianao ry malala
Adinonao ny fahiny
Lasa ianao ry malala
Namela hirifiry
Lasa ianao dia nandao
Namela ahy irery amin izao
Lasa ianao dia nandao
Namela ahy irery amin izao

Ean'j(E.B.D)

Tena lasa ianao, zah nofiranao
Zah mba saika hoany nefa dia nilaozanao
Narary be ny lohako ka tsy nisy zava-banona
Soa ihany aloha fa izy fa tsy ianao 'Le Number One
Raha lasa ianao tsy Quoi, omena anao ny lalana
Fa ity aloh aza adino, aza ariana ny finamanana
Cheri-ko taloha!!! zay no iantsoako anao
Raha sendra tafahoana eny andalana izaho sy ianao
Eo ianao hatsiaro, hiavona sy hangarika
Gaga ianao amzany fa ty bandy ty kay miaritra a
Zah koa efa leo! efa niova dia
Koboko eo ny marina f'ianao lay mbola tia
De hilaza indray ianao hoe andao hiverindalana
Zah ndray no hangariaka no sady hamela tanana
Nefa ianao moa lasa tsy hay hoe azon'inona
Zah koa tsy haka lagy fa tsy hatoro voanjo hadiana

Lasa ianaooo...

REFRAIN...

Lasa ianao ry malala
Adinonao ny fahiny
Lasa ianao ry malala
Namela hirifiry
Lasa ianao dia nandao
Namela ahy irery amin izao
Lasa ianao dia nandao
Namela ahy irery amin izao (x2)

Namela ahy irery amin izao beiby eh!!!
Namela ahy irery amin izao
amela ahy irery amin izao beiby eh!!!
Namela ahy irery amin izao (x8)
Fin...

Lyrics by Ean'j Big Dog & Als'man
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : E.B.D
Vangy : 1959
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 11/08/2015 10:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4025