Tsy nampoiziko (Dor's Group)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana kosa akia no dia andosiranao ilay foko mbola tia e
Heverinao angaha fa fahadisoana ho ahy ny nandao anao ety
Fa noho ilay fianaranao fa ndrao voahelingelina ka zary hampanenina

Asa kosa re izay mba eritreritrao
Fa ilay foko izao mandre ilay fery vaovao, malahelo
Malahelo, Malahelo aho ho'aho

Nahoana kosa ho'aho no dia tsy hifampizaha intsony isika roa
Tafita angamba ianao k'efa tofoka sy lao f'izaho no tena voa
Tsy afaka hiantso tody fa samby mbola hody ka dia mirary soa

Tsy namitaka aho akory fa nanaja fanekena
Fa ilay manana sy ory tsy afaka hifanantena, malahelo
Tsy nampoiziko e, malahelo aho ho'aho

Malahelo o, tsy nampoiziko e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dor's Group
Vangy : 5927
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 24/10/2014 10:03
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011