Injany ny hiranay (feat Njakatiana) (Do Rajohnson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy hira toa tsara rindra, tsara rafitra.
Dia injany misy feo mamelovelo, mandona ny atifanahy.
Hirahira, hira tsara indrindra, mampanembona e ! sy mampatsiahy.

Injany misy hira toa, tsara rindra, tsara rafitra.
Dia injany misy feo mamelovelo, mandona ny atifanahy.
Ilay olon-tiako iny aza latsa-pitia lalimpaka raha vao mandre hoe zay ilay hiranay.

Ny firedon’ny feonay mirahalahy miaraka.
Mapifamatotra hatrany ireo mpifankatia tsy hisaraka.
Hifanaraka, tena sambatra
Ny firedon’ny feonay mirahalahy miaraka.
Mapifamatotra hatrany ireo mpifankatia tsy hisaraka.
Hifanaraka, tena sambatra, fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Do Rajohnson
Vangy : 9464
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vallmc
Daty : 01/07/2015 15:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4312