Ny Atao Hoe Tia ((DIERSCA) Mc caïm's & Diad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet:
Tsy nanantena lay tsara be teo amin'ny fiainako aho
Na nitady manja be hotiavina
Na nitady meva bika sy endrika fa
Mila anao lay tsara toetra eo amin'ny life-ko
Dia ianao no tadiavina
Fantatro fa tsy mba manana ny ampy zaho
Fa raha samy band kosa
Lainga kosa
Raha mahatakatra ny volana

Ref:
Fa ny tao hoe tia anie
Tia anie ,tia anie
Tsy hoe hanao zay sitraponao
Fa ny atao hoe tia anie
De mataotra ny hitia ny ankoatra anao
Aza avelanao hanao zay zavatra tsy tokony ataoko zah
Fa tiavo aho fa tia anao
Tiavo aho fa mila anao
Tiavo aho fa tia anao

Couplet:
Aina sy fitiavana mamelona ahy ianao
Tsy mba safira volamena lafo vidy
Tsy voavidy vola ianao tsy foiko raha handao
Fa malalako ianao
Tena anjarako
Nosafidiko ianao lay tokana hotantanako
Hainao ve ny atao hoe tia

Ref:

Instruuu
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : (DIERSCA) Mc caïm's & Diad
Vangy : 2088
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mc caïm's El jafar
Daty : 07/03/2018 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725