You are here: home > Tononkira > DAYVIDE

VAHAOLANAO (DAYVIDE)

fa tsy ho very ianao
raha mbola ao jesosy
aza manahy, ny fiainanao
fa n iza n iza , ireo tsy tia
dia matokia, fa izy ihany, no azonao, ianteherana, @ izao tontolo izao
handrindra ny hoavinao
- aza mba mamoy fo
   ezaho hatrany aloha
   ny ho mpivavaka ah
   tsy ho tapaka ahh...

Ref:: Fa ny olombelona
        dia tsy misy mahavonjy ny fiananao
k aza mba hianteheranao
fa Andriamanitra, no vahtononkira.serasera.orgolana eo amin ny fiainanao
oh raha mino azy ianao, izy no hiady mafy ho anao

tsy tsapanao ve
fa maivana
ny fiainanao, rehefa eo jesoa
na inona, mahakivy anao
dia mitrakà, fa fitsapany, anao avokoa
na ireo soa, Ratsy ihany koa
hanovany anao, hanavotany anao yeyeeeeyyy.....
Aza mba mamoy fo
ezaho hatrany aloha
ny ho mpivavaka ah
tsy ho tapaka ahhh

         Ref:: fa ny olombelona.....x2

                      DAYVIDE

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : DAYVIDE
Mpamaky : 243
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fetra.emo
Tamin'ny : 13/07/2017 07:05:55
ID : 9767

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo