MITOMANY MAFY (DAYVIDE)

Mpihira : DAYVIDE
Mpamaky : 3004
Nampidirin'i : glau
Tamin'ny : 27/08/2010 19:53:14
ID : 5918

Ty aho !
Tonga aho hitaraina
hitady mafy  ny hindrafonao
Tsy sahy hitraka hitanao
Maloto eny Menatra anao
Jesosy ty loto noho ny ota
Iantrao ra azonao atao
Toa Andevo miosompotaka
Efa resy tena resy ieee

Te hitomany mafy eto aminao aho
Triariko ny foko hitalo
Mandrenesa Tompo ny feoko mitaraina
Aoka re Jesosy aza varina amin’ ny lasa
Diovy amin ny rànao aho

Lazao reo tsy manantena  ahita ny fahasoavanao
Jehovah ô !
eto an tany ve no lavo
tsy angamba tena ho very eny am elo
Indro aho zao manatitra ny saotra anao
Ny amiko rehetra Jesosy ampelatananao
Tehihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko mankalaza anao
Mandrenesa Tompo ny feoko
manandratra anao

Te hihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko ba hankalaza  
Mandrenesa Tompo ny feoko
manandratra anao

Te hihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko mankalaza anao
Mandrenesa Tompo ny feoko
manandratra anao

Misandrata tompo omisandrata

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo