You are here: home > Tononkira > Dadi' Love

Niriko (Dadi' Love)

INTRO:
Jtm.....jtm

Tsaroko tsara anao ra mbola niteny
De nangoraka loatra ny foko ra vao naheno ouh.. ouh!!
Ny fitiavako anao izay mba natalotro
Ka noraisinao tsy nilaozanao
Izay hafaliana e!!!
Ny vonikazo efa toa mitsiky
Sambatra ny notolorana ny fitiavana
Satria tanteraka izay nokasaiko hatrin'ela e!!!
Ny fitiavako anao izay mba nasehoko
Tsy nataonao tsy inona tsy inona e!
Anao raiky e!, anao raiky izay tsy miala ato am-poko

REFRAIN:
NIRIKO ny hiaraka Tsiky dia ampyaminao mandrak'izay
NIRIKO harin'ny ela ny hanagna anaô
F'anao tiakô...

Na ho betsaka aza ireo miseho ny momba antsika roa
Kanefa zegny aza ataonao hanjaka
Vahao ny fitia ny antsika
Raha mba misy ny zavatra tsy mety
Izay ataoko tsy sitrakao
Ifonakô, ifonako aminao malalako

REFRAIN:


Ny fitiavako anao ity e!!!
Tsy amidy, tsy atakalô
Anao raiky e! ny fanafodiko
Tsy foiko ka ho tiaviko
Agny anao zay malalakô
Mahatsiaro anao zao zegny e!
Zao tsy anilanao zao marary

REFRAIN:

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Dadi' Love
Mpamaky : 461
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tollotra
Tamin'ny : 13/09/2017 08:53:15
ID : 9990

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo