You are here: home > Tononkira > Dadi' Love

ATAOKO SONIA (Dadi' Love)

ehhe fitiavako anao ataoko sôia ehhe 2x
ôhhô fitiavako anao ataoko sonia ahha 2x
maso mijery vava miteny
fitiavako anao ataoko sonia ehhe 2x
na inonkidona na inonkiantra
fitiavako anao ataoko sonia ahha 2x

na ho vy, na ho vato e
zah tsy hivadika e
fitiavana marina omeko anao
anatin'ny fokoTsiky dia ampyô

na ho vy,na ho vato ô
zaho tsy hivadika e
na sambatra aho na malahelo
anao tsy hariko ôô

porofo-mpitiavako anao ataoko sonia e
soratako @tany tsy mety voafafa an
ataoko @ taratasy tsy ho lanim-boalavo
soratako anatin'ny foko mandrak'izay

ehhe fitiavako....

ehh sonia e
ataoko sonia e
ohh sonia e
ataoko sonia e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Dadi' Love
Mpamaky : 5593
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : Shcwarzeneric
Tamin'ny : 18/07/2016 17:20:56
ID : 8710

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo