Arosoy am'zay (D-Lain)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miala tsiny, raha tsy maintsy miteny
Efa ela, efa ela ihany izay
Nirenireny, niodikodina nampiaraka teny
Tsy aleo ve, tsy aleo aroso amin'izay.

Fa ianao ilay tokako ho ahy irery
Tsy atakaloko sao aho very
Ianao ihany, raha mbola eto an-tany
Miaraka foana dia miaraka miaritra
Izay manoloana iaraha-vahana
Ianao ihany, tsy asoloko izany.

Fa tiako ianao
Mamin'ny haiko ôh!
Izaho tsy very
Raha eo foana ianao
Izao dia izao
Izaho tsy hiandry
Raha sitrakao
Ianao ho ahy.(x2)

Ôh! ôh! ôh!
Ôh! ôh! ôh!
Ôh! ôh! ôh!
Tiako eh eh!(x2)

Miala tsiny, raha mateti-piavy
Fa ny fo tsy mety mionona (tsy mety mionona)
Na inon-kidona na inon-kihatra, izaho tsy hiala
Izaho aty dia efa vonona.

Fa ianao ilay tokako ho ahy irery
Tsy atakaloko sao aho very
Ianao ihany, raha mbola eto an-tany
Miaraka foana dia miaraka miaritra
Izay manoloana iaraha-vahana
Ianao ihany, tsy asoloko izany.

Fa tiako ianao
Mamin'ny haiko
Izaho tsy very
Raha eo foana ianao
Izao dia izao
Izaho tsy hiandry
Raha sitrakao
Ianao ho ahy.

Ôh! ôh! ôh!
Ôh! ôh! ôh!
Ôh! ôh! ôh!
Tiako eh eh!(x2)

Fa tiako ianao
Mamin'ny haiko
Izaho tsy very
Raha eo foana ianao
Izao dia izao
Izaho tsy hiandry
Raha sitrakao
Ianao ho ahy.

Tsy hisy hahasakana ny dia
Tsy hisy hahasakana ahy.(x4)

Ôh! ôh! ôh!
Ôh! ôh! ôh!
Ôh! ôh! ôh!
Tiako eh eh!(x2)


A/C: RATOLOJANAHARY Lalaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : D-Lain
Vangy : 3889
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 04/12/2018 23:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111