You are here: home > Tononkira > D-Fÿ Babilone

EFA NOMEKO AZY (D-Fÿ Babilone)

Ho anao ty kozy ty ka ilaiko kely enao lo mandre
otran'lay mazatra apitaiko @le gadona reggae
fa enao mila fitiavana fa ny tsy ainao de zai
ny foko efe babony ka tsy afaka itia anao
Ampy ahy ny fitia omeny fa ny avy aminao aloha aoka amizao.

(Refrain) Raha fitiavana no ilainao tsisy intsony fa efa nomeko azy ah.
Ra za enao tsy aty no manontany eh ho anao ne zany ry bandy ah.

Ra fitiavana lo any aminy misy be dia be
ka tsy mataitra intsony zay oe avy any tononkira.serasera.org@ se .
ka n'inona no iseo aminaha izy toujours 1er toujours 1er.
ka aiza @izany ary no mety hoe asiko anao ?
ny ao ampoko lo tsy mety fa efa anazy ny ao.
Ka andana mandeha fa ny aty efa tsy njaranao.

tsy mety lay manitsaka azafady aminao re.
fa izy aloha tiko otran'lay gadona reggae.
ka n'iza anakiana dia za toujours paré toujours paré.
(ka tsy iasana saina zay kiana mande hoe D-Fÿ mapirafy Tsy quoi fa za manao OK
ka ze fikianao eo fa aminazy ny FO nakaha no efa tombé.)*2


Hevitra mandeha

Jas36 (04/07/2018 15:21:53)

Mahafinaritra be io hira io

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : D-Fÿ Babilone
Mpamaky : 95
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : vololonirina24
Tamin'ny : 03/07/2018 21:19:17
ID : 10692

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo