TSIAMBARANTELO (CRESCENDO)

Mpihira : CRESCENDO
Mpamaky : 717
Nampidirin'i : fahamarinana
Tamin'ny : 24/03/2011 14:43:26
ID : 5996

Imprimer Facebook Facebook
Tiako ho tsapanao
Fa tiako foana ianao
Nandalo ny fotoana
Sy andro ary taona
Nefa ianao
...nameno ny foko
nanome fitiavana
sy tambitamby
Tsy nahalala ny sedra handehanana
Kanefa ny fitiavan-tsika mafy orina
Hisedra ny olana rehetra
Raha nisy ny ady
Sy ny tsy fifankazahoana
Tiako ho tsapanao
Fa tiako foana ianao
Tsy afa-miaina, tsy eo anilanao
Aza mandao ahy
Ry tsiambarateloko
Tiako foana ianao

CRESCENDO

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo