You are here: home > Tononkira > Clim

Ombin-tsarety (Clim)

Harivariva, mena masoandro
Ny hatsiaka mamirifiry
Ireny indreo mpanjono mody
Mitanjozotra hamonjy ny akany

Ireo mpitondra sarety kosa
Toa lavi-podiana ka trotraky ny dia
Indro eo am-body afo eo
Renoky ny tory, reraka tokoa

Ny omby amin'ntononkira.serasera.orgy vala
Mba hiala sasatra
Toa feno hafaliana
Manenika milamina

Raha  fantany mantsy
Fa raha vao maraina
Dia hitohy indray,
Hitohy indray ny dia

Ireo mpitondra sarety kosa
Toa lavi-podiana ka trotraky ny dia
Indreo eo ambody afo eo
Renoky ny tory, reraka tokoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Clim
Mpamaky : 845
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/10/2016 13:38:07
ID : 8905

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo