You are here: home > Tononkira > CHRIST'AL

Mahereza (CHRIST'AL)

1. Faly aho, mahita anao
Tena mijoro hatramin'izay k'hatramin'izao
Fanahy mahery, no anatinao
Isaorana ilay Ray
2. Isika anie mandroso hatrany
Ny loka miandry any an-danitra any
Fa sanTsiky dia ampytatra ny ety an-tany
Isaorana ilay Ray
3. Mpandresy hatrany, raha eto an-tany
Tsisy navelany ho raraka
Ka tsy aleo ve manompo miaraka ?

Fiverenana : Mahereza fa tsy ho irery ianao (4)
Tsy ho irery ianao... (4)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CHRIST'AL
Mpamaky : 167
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 13/09/2017 14:13:07
ID : 9993