Andriamanitra o, henoy (Chorale Sedera Ambalavato)

Andriamanitra ô henoy
Andriamanitra ô, aiza moa Ianao
Fa miantso Anao ny foko ?
Tambesaran’ota any aho
Ka misento mahatsiaro resy
Satria izay nataoko
Zay  rehetra nataoko hatononkira.serasera.orgtramin’izay
Dia mampimalo sy mandratra avokoa
Tsy hangina anefa aho
raha mbola velon’aina eto
(Andriamanitra ô) koa aza lavinao
Fa vonona aho hanao izay sitrakao
Sy hankato ny didinao ry efa nekeko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale Sedera Ambalavato
Mpamaky : 422
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 17/04/2016 02:26:03
ID : 8319

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo