Ry Fanahy Masina (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

1. Ry Fanahy masina ô.
Midina eto aminay ianao
Hanamasina anay
Hamelombelona anay ianao
Fanahy masina ô

Avia eto aminay
Hanazava ny sainay
Avia eto aminay
Hankahery koa anay
Hanamasina anay

2.Ry Fanahy masina ô
Tongava eto aminay ianao
Hananatra anay
Fa harena mateza, fahendrena
Fanahy masina ô

Avia eto aminay
Hanazava ny sainay
Avia eto aminay
Hankahery koa anay
Sy hananatra anay

3.Ry fanahTsiky dia ampyy masina ô
Tsidihonao ny fonay mpino
Tsilovy ny sainay
Fa loharanom-pahasambarana
Fanahy masina ô

Avia eto aminay
Hanazava ny sainay
Avia eto aminay
Hankahery koa anay
Ka tsilovy ny sainay

4.Ry Fanahy masiana ô
Mitoera eto minay ianao
Hanolo-tsaina anay
Hizarazara soa ianao
Fanahy masina ô

Avia eto aminay
Hanazava ny sainay
Avia eto aminay
Hankahery koa anay
Sy hanolo-tsaina anay


A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa
Mpamaky : 237
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hubertoepala
Tamin'ny : 08/08/2017 06:50:54
ID : 9822

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo