Hiderako anao (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny androko no efa natokako
Ny andro androany (Raiko) natokako hiderako anao

Fiv:
Ny androko no efa natokako hiderako anao
Ny andro androany (Raiko) natokako hiderako anao

2.Sambatra aho satria manana anao
Mitahy sy (Raiko) mitsimbina ahy ka isaorako anao

3.Tantanonao ny hoaviko
Sy izay rehetra (Raiko) mbola hatao amin’ny fiainako

4.Tsy hitsahatra aho ny hidera anao
Ny androko (Raiko) rehetra ho anao tsisy fetra

Tonony : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat et Chorale O.F.A Fianarantsoa
Feony : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa
Vangy : 1064
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Huberto
Daty : 14/08/2015 09:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0757