VOLA (Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)-Mifoha vao maraina, izao ny ao an-tsaina dia vola
Hariva ny andro, mody masoandro dia vola
Vao tonga ao an-trano, ny vaovao avy any dia vola
Matory am-pandriana, ny vavaka hadino fa vola



IN-2 Ny vola no fototry ny ratsy eto an-tany
Ny vola no mety tsy hatongavantsika any an-danitra any
Jesosy anie miantso antsika@ zany (vola izany )
Ho very anie izay miaina @izany


2)-Izao no azo ambara, ny filazantsara Jesosy
Manafatra antsika @zao vola izao Jesosy
Vohay ny fonao dia handroso Izy izao Jesosy
Efa miandry elabe, fitiavana anie hoa Jesosy



IN-2 Izaho anie tsy milaza hoe ratsy ny vola
Ny fiainana mandrakizay aza atakalo vola
Ho avy anie ny fotoana tsy hampoizinao (tampoka be)
Ny fanampahan-kevitrao no andrasany anie

CHORALE MAROMIZAHA FIDERANA-ANKADIVORIBE SUD
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF)
Vangy : 1173
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fraiderica2018
Daty : 08/10/2018 18:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749