MIDERA AN'I JEHOVAH (Sal.117) (Chorale Fehizoro Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'i JehovahRy firenena rehetra
Miderà an'i Jehovah
Ry firenena rehetra.
Miderà an'i Jehovah
Ry firenena rehetra
Miderà an'i Jehovah
Ry firenena rehetra.
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika
Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah
(Haleloia, Haleloia)
Haleloia, Haleloia, Haleloia
Fa mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah
Haleloia, Haleloia, Haleloia
----Music----
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika
Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah
(Haleloia, Haleloia)
Haleloia, Haleloia, Haleloia
Fa mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah
Haleloia, Haleloia, Haleloia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fehizoro FanantenanaVangy : 890
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ZokyRivo
Daty : 16/11/2018 10:29