MIDERANAO (Chorale FEHIFI Moramanga)

1. Ry jeso masoandronay
   Mideranao izahay
   Fa mahatsiaro ho voavonjy
   Ka midera anao jeso kristy


                 fiTsiky dia ampyv; Mideranao(3) fa tsara ianao (2)


2. Ry jeso masoandronay
   Endrey ny hafalianay
   Mibanjina ny tavanao
   Ka tena faly midera anao


A/C: Elie R

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chorale FEHIFI Moramanga
Mpamaky : 175
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : eliecarriorf
Tamin'ny : 12/03/2019 16:14:45
ID : 11481

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo