Akaiky Andriamanitra (Chorale ASAFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitry ny maso
lavitry ny saiko,
ny elanelan-tany,
sy ny lanitra.

Mitady ho variana
fiainana mandalo
ity fiainako,
ka mba mila anao jesosy

Akaiky ny vava,
Akaiky ny foko,
ny elanelan-tany,
sy ny lanitra

Dimy ambi-telopolo santimetatra
ny elanelako,
sy Andriamanitra,
ka mba mila anao handio am-po.
--------
Rohy:
Hevitra
donatienmahandrisoa ( 23/08/2018 16:03)
Misy hadino kely ny tononkira @ le andininy voalohany azafady
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale ASAFA
Vangy : 991
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : donatienmahandrisoa
Daty : 23/08/2018 15:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5341