Safidy (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.indro efa mitsangana eo ambatavaranao ny Tompo Jesoa
Mandona mora fa tsy manao an-tery
Midinika irery anao
Ianao no tompon'ny safidy nahanaiky na koa handa
Dieny mbola misy ny fotoana hampandrosoy Jesoa ho ao am ponao
Sao amin'ny farany vao hanenenanao izao fiangaviany anao izao

2.Jesoa mpanjaka manandaza sady lahitokan drainy tiany
Manaiky izy. hanavotra anao
Mpanota toy izao very
Ianao no tompon'ny safidy nahanaiky na koa handa
Dieny mbola misy ny fotoana hampandrosoy Jesoa ho ao am ponao
Sao amin'ny farany vao hanenenanao izao fiangaviany anao izao

3.Aza mangatak'andro lava hibebahana ianao izao
Fa manantona ilay mpamonjy tia miantso hoe avia Modia
Ianao no tompon'ny safidy nahanaiky na koa handa
Dieny mbola misy ny fotoana hampandrosoy Jesoa ho ao am ponao
Sao amin'ny farany vao hanenenanao izao fiangaviany anao izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 1081
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 12/10/2014 19:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073