Jesoa Fitiavana (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika])

Mifaly aminao ny olonao
Lehibe ny famonjenao
Jesoa Fitiavana

Manandra-peo mihira hoTsiky dia ampy anao
Nohon'ny fahasoavanao
Jesoa Fitiavana

Jesoa, tianay, maminay tokoa ianao
Jesoa, tokinay , sady aronay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
Mpamaky : 1254
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : macmac
Tamin'ny : 31/12/2013 00:43:56
ID : 6439

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo