ANTSOANTSO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antso malefaka feno fitia
Tonga amiko sy aminao
E ny fitiavan-dehibe
Miantso anao sy ahy re!
ô henoy ry vazan-tany
ô henoy ka maneke
Tapao ny hevitra dieny izao
Sao dia anenina ianao

Raha mbola velon'aina ianao
Jesosy ihany anie no ankalazao
Ny soa izay nomeny no jereo
Ny ratsy izay efa lasa avelao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 1930
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 19/07/2014 16:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4018