Jesoa Tompo teto an-tany (CHORAL TSILAINTAFIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jesoa tompo tonga teto an-tany eh
Amonjy ny olombelona maro
Tsy nanavaka tsy nanilika izy eh
Izay manatona azy tsy miala maina

Refrain:
Nosamborina nohelohina izy eh
Nahantona tamin'ny hazo fijaliana
Maty ka nalevina tao am-pasana
Telo andro fa nitrangana izy

2-Rera-poana izay nanenjika azy eh
Zana-janahary tsisy maharesy eh
Ny fasana tsy nahatazona azy eh
Telo andro fa nitsangana izy eh

3- Niankatra any an-danitra izy eh
Mipetraka eo an-kavanan'ny Ray
Mbola hoavy hiantso ny olona maro oh
Mino azy velona mandrakizay

TELOLAHY RANDRIAMALAZA
TRM
KATEKISTA FG KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIK
2019
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CHORAL TSILAINTAFIKA
Vangy : 560
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 18/04/2019 10:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735