You are here: home > Tononkira > Chantal

Jork (Chantal)

Jork a,
Fantatro lesy tantaran'lahy
Fa ialahy lesy niady mafy e
Jork a,
Na mafy ary lesy ny fiainan'lahy
Tsy nihemotra ialahy ary niafy e
Jork a,
Vao kely ialahy dia kamboty
Tsy mba nisy mpiahy
Jork a,
Nahilika ialahy natosika
Fa mampanahy

Jork a, ouh ouh Jork a
Jork a, ouh ouh Jork a

Malahelo fa aza adino
Imbilaya lesy elah
'Lay tanjona tano ary fihino
Fa io no fiainan'lahy
Maro tsy tia nefa indrisy
Enjehany ialahy f'aza kivy

Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
De aza miherika, aza miherika, aza miherika a an,tononkira.serasera.org
F'alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,

Jork a,
Fiainan'lahy io lesy e
Tsy vitan'ialahy moramora
Jork a,
Tanjon'ialahy io lesy e
Tsy ho azon'ialahy moramora
Jork a,
Mitrakà lesy e
Tohizo ny lalan'lah
Aza kivy miady amin'ny fiainana mafy
Fa zah lesy maka an'ialahy

Malahelo fa aza adino
Imbilaya lesy elah
'Lay tanjona tano ary fihino
Fa io no fiainan'lahy
Maro tsy tia nefa indrisy
Enjehany ialahy f'aza kivy

Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
Alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,
De aza miherika, aza miherika, aza miherika a an,
F'alefa Jork, alefa Jork, alefa Jork a an,

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chantal
Mpamaky : 2262
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 10/08/2018 05:43:30
ID : 10860

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo