You are here: home > Tononkira > Chantal

Indrisy (Chantal)

Raha nampoiziko hoe fitia avy aminao
No antony ireny fihetsika ireny
Tsy nisalasala namaly fitia
Indrisy ianao tsy niteny
Nandeha teny ny fotoana
Tsy tsapako mihitsy hatrizay
Nefa moa atao ahoana
Tsy afaka hiverenana indray
Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka nefa atao ahoana moa
ny antsika roa tantononkira.serasera.orgtara sisa
Ankehitriny e
Tsy ao aminao intsony ilay fitia izay nafana
Fahiny e
Raha mety dia avereno eto indray
Hasambatra antsika roa
Mandrakizay
Hiaraka hitempo ny fo
Enga anie tsy ho faty intsony
Hiverina indray
lay fitiavana nisy taloha
Nanenina aho tsy nijery akory
'lay masonao nipitrapitra
ka nefa atao ahoana moa
Ny antsika roa tantara sisa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chantal
Mpamaky : 18520
Mpakafy : 4 Ankafizo
Nampidirin'i : miahyuna
Tamin'ny : 23/02/2018 13:46:51
ID : 10390

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo