Miangavy (Chamir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Safidinao ny handeha
Hanaraka azy any ianao
Hanorina fiainambaovao
Hanalavitra ahy
Efa nosaininao ve?
izy iny anie tsy fantatrao akory
Tsy fantatrao izay tena avy ao ampony
Hoe tena tia izy ve sa ilalao

ref : Fa zah tsy hanakana izay sitraponao
Ataovy foana rah mahasambatra anao
Fa fanahiana ny ahy , Hoe sanatria ianao
Tsy tena tiany fa ataony kilalao
Hitombo eny iany mantsy ny fotoana
ianao hatsapa fijaliana foana
Mba fiangaviana ny ahy, rah azo atao moa re
Mijanona fa aza mandeh
Aza mandeha

ianao hatrizay tsy nahatsapa nijaly
tsy fantatrao izany fijaliana izany
teto amiko ianao tsy mbola nitomany

ref : Fa zah tsy hanakana izay sitraponao
Ataovy foana rah mahasambatra anao
Fa fanahiana ny ahy , Hoe sanatria ianao
Tsy tena tiany fa ataony kilalao
Hitombo eny iany mantsy ny fotoana
ianao hatsapa fijaliana foana
Mba fiangaviana ny ahy, rah azo atao moa re
Mijanona fa aza mandeh
Aza mandeha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chamir
Vangy : 1286
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Chamir
Daty : 13/08/2018 17:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735