You are here: home > Tononkira > Chamir

Mbola ho tia ve aho? (Chamir)

Tsy mbola nitomany aho raha nilaozan'olon-tiana,
Satria efa haiko fa mbola hihoana indray.
Fa ny fihaonantsika no tsy haiko hoe rahoviana,
Fa nilaozanao aho ho mandrakizay.

Raha ny veloma no apetrako tsy mety,
Aleo ataoko hoe mandrapihaona vetivety.
Ny masoko tsy haiko raha mbola hahita tsara no ianao,
Fa ny foko aleo isaona izy ho anao.

Raha tsy eo intsony lay tiako t@ androko rehetra mety hotia ve aho amin'ny androko sitononkira.serasera.orgsa?
Tena tiko izy tsara fanahy tsara toetra.
Zahay roa mbola ts niaina disadisa,
Tsy tia akoatra azy aho (an..an..an) x2

Izy anie feno fifaliana izy tety,
Tsy niaina alahelo zahay roa fa feno fitia.
Ouh oh,zany anie ka toy ilay masoandro nitondra hazavàna hoazy..any hoany izy,

Enga anie hiaina eo akaikin'ilay Ray Tsitoha..
Fa mino aho fa mbola hihaona izahay roa..
Indray androaaaaaaany..

Raha tsy eo intsony sns...


Chamir in album:TANTARANTSIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Chamir
Mpamaky : 415
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : safidy.english29
Tamin'ny : 02/02/2019 15:56:17
ID : 11345

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo