DISO VE AHO? (CELUDO DE NOVA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela izay nifankafantarantsika izay
ka mba faniriko re,ny hoeo anilanao mandrakizay
efa maro ihan ireo namako hatrizay! ,fa ianao irery no safidik ho fitiavako iray

ka diso ve aho raha milaza an'izany?
milaza hoe tena tiko hianao! 2X
tena tia anao tokoa anie aho,raha sitrakao
fitia tena mamy tokoa anie a (an an ,no atolotro ho anao)

an an no atolotro ho anao
Atolotro ho anao 'lay fitiavako tsy antery
tsy antery fa nafoiko ho anao irery
na dia maro ihany ireo namako hatrizay
fa ianao irery no safidiko ho fitiavako iray

REF
--------
Rohy:
Hevitra
celudo ( 06/03/2017 09:36)
Mafy lotra ny hangezany fitiavana ka na dia ny lasa taloha aza nolazainy avoko ho marika ny fitiavana lehibe ao aminy.
Ka manaporofo ihany koa fa tsy hivadika aminy fa anolotra ny tena fia ao ampony
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CELUDO DE NOVA
Vangy : 2068
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : celudo
Daty : 06/03/2017 10:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2012