Grande surprise (Brown)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Azafady, mba hafarako any aminy any ianao raha mba mety
Oh!ouh! Lazao izy, f'efa ho avy ilay grande surprise

Verset 1:
Andro sisa no isaina dia ho avy aho
Alamino ny fo sy ny saina fa tsy hohadinoiko ianao
Fa efa manomana zavatra goavana trop be ho anao izaho aty
Rehefa tonga aho hanolotra an'ilay surprise ngeza be ho andry

Ref...

Bridge:
Na dia aty an-tany lavitra izaho aky tsarovy
Isan'ora isa-minitra manina te hody
Fa saingy mbola hanomana ny hoavintsika roa
Fantaro fa ny anaranao foana ny ao an-doha

Verset 2:
Ampy izay ireo fotoana nitadiavana ka ho avy aho
Aleo indray aloha ny fitiavako rehetra hatotoko aminao
F'efa manina loatra aho taty, izay ela izay ka ho tonga any amin'izay
Satria izaho tsy mivadika amin'ny promesse-ntsika roa, eny na ho mandrakizay

Lazao izy fa efa ho avy ilay grande surprise...

BROWN. Février 2010
Extrait de l'album "Bacc Baoritra"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Brown
Vangy : 1851
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 05/08/2016 18:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714