Neny (Bodo)
Mpihira : BodoMpamaky : 3557
Nampidirin'i : Fiffi
Tamin'ny : 04/06/2007 19:54:55
ID : 4497 Fitiavan-dehibe
no omen’ineny anao
na kapoka aza re
no azonao
fitiavan-dehibe
fa naharary anao
tsy nanenenany
fa tiany ianao
ref:
Tadidinao ve
ny angolangola sy ny hantanao?
tsikitsiky sy hehy
kilalao nahazatra anao
tsaroanao koa ireo
tsora-kazo nihatra taminao
ianao no toy izao
dia noho ireo




