Jaolahy mpiarakandro (Big Jim Dah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref...
Marandray, akoho lahy magneno regny
Jaolahy mamoaka aomby n'azy
Le aomby sisa tavela
Tsy lôson'ireo malaso many
Amin'ny plasy io
Izy minday kabôsy kely ndraiky kibay lavalava
Haneseha aomby moeny
Aomby jiaby hina akata
Ramtôa lôso nijôtso atanimbary minday sobiky be izy
Ndeha hagnetsa vary
Kô tsy zany zahay tsy mihina hany
Bôkeo zaza jiaby lôso anaty ala
Mitsipo kitay
Hazo maty an'ala ndro atokisanay
Isan'andro life-nay karazay valahy.
Ref...
Jaolahy maka pilasy nazy
Bôkeo izy mitendry kabôsy n'azy

Amin'ny ziky-nazy izy manontany
Amin'ny nGah zandary fa manino
Manino ireo malaso misy kalachnikov

Ô ry nGah zandary,mpitandro filamina
Manino ma zahay ambanivolo
Tsy matory milamina e

Rango zay,dahalo nisy to
Zisiky zao ty reo mbô misy to
Zahay leo azafady ma baba
Zahay mba vonjenareo ma baba
Zahay gaga fa hatramin'izao mbola treky to dahalo
Mandroba zahay aty,bôkô reo mbô kalach-koa
Nanay kobay lavalava to
Aia pilasy handresenay reo amin'izay
Vonjeo ma zahay,zahay aty mijaly
Tsy vitan'izay fa tsy mahita fivoarana
Mbô dahalo to manjoba zahay
Aombinay lany
Varinay robaka fatany kara io to
Akohonay mbô misy mtsôry koa
Jaolahy mpiarakanjo!!!
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Big Jim Dah
Vangy : 4928
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Esdras
Daty : 17/07/2016 19:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4529