You are here: home > Tononkira > Bessa

Tsy ahoanao (Bessa)

Tsy ahoako akory ny hahalala
Hoe iza ianao na avy aiza ianao
Ny zava-dehibe ry malala lazaiko anao
Dia izao fitia tafaray ny ahy sy ianao

Ref: Tsy ahoanao izay volonkoditro na razako
Na izay toetran-tanindrazako
Tsy ahoanao
Tsy ahoanao na iza n iza no anarakTsiky dia ampyo
Na izay antokom-pivavahako
Tianao aho

Tsy ahoanao na iza n iza no anarako
Na izay antokom-pivavahako
Tianao aho tianao aho

Aoka ho an'ny lasa izay l'asa
Ka ny herintsika ho lohany
Hoentintsika hiara-miasa
Mba hanondrotantsika ho ambony
Ny fitia iraisantsika ho doria

Réf...(bis)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Bessa
Mpamaky : 171
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ra900
Tamin'ny : 11/03/2018 19:30:03
ID : 10434

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo