Ny hiran'ny fo (Bessa sy Lola)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Bessa sy Lola
Mpamaky : 1660
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 26/10/2001 23:10:16
ID : 137

Imprimer Facebook Facebook
1 - Fa hendry ianao k’aza anenenanao
Izay natao niarahana hatrizay
’Reo herimpo eia natobakao
Ireny ve havelanao ho may

2 - Ny voninkazo mamintsika roa
Maro mpitia satria tsara tarehy
Hira fandre na izao na taloha
Ny mpihaino azy fo tia be dia be

3 - Kanefa moa raha hevitrao tokoa
Ny hanadino fo tia mankalao
Ndeha soavadia ka mahita ny soa
’Ty hira ity hirary soa ho anao

Isan-andininy :
Ny foko akia tsy mba mahay miteny
Kanefa henoy, henoy fa ho renao
NY hirany ao, ho anao ilay nekeny
Miangavy re henoy raha sitrakao

Tonony : AINA
Feony : Bossa
Mpihira : Lolona

http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo